Ny Kôja dia fianakaviambe indô-pakistaney (karàna), na avy amin' io fianakaviambe io, izay manaraka ny fivavahana silamo, misy ny Siita doôdesimàna na ny Sonita hanafita. Ny fianakaviambe lehibe indrindra dia miorim-ponenana ao Bombay (na Mombay) any India, ao amin' ny faritanin' i Sindh (antsisin-tanin' i Gujarat) any Pakistàna, nefa ahitana azy ireo koa aty Afrika Atsinanana.

Sarin-mbehivavy kôjà, any Bombay.
Môskea kôja ao Fianarantsoa

Jereo koa hanova