48°45′53″N 2°10′06″E / 48.76464°N 2.1684529°E / 48.76464; 2.1684529

Jouy-en-Josas
Velarantany 10,14 km2
Isam-ponina 7 983 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Marie-Hélène Aubert
Firenena  Frantsa
Faritany Île-de-France
Faritra NC

I Jouy-en-Josas, Yvelines dia tanàna any Frantsa, ao amin'ny faritr'i Île-de-France, ao amin'ny departementan'i Yvelines.

Ny mponina dia antsoina hoe "Jovaciens" sy "Jovaciennes".

Ny tanàna dia malaza eran-tany amin'ny fampiantranoana ny tobim-pianarana lehibe ao amin'ny HEC Paris hatramin'ny 1964.[1]

  1. Il y a 50 ans, HEC quittait Paris pour Jouy-en-Josas