Jodaisma helenistika

(tonga teto avy amin'ny Jiosy helenista)

Ny jodaisma helenistika dia endriky ny fivavahana jiosy izay vokatry ny fihaonan' ny fivavahana hebreo amin' ny kolontsaina grika izay heverina fa nanomboka tamin' ny nanjakan' i Aleksandra Lehibe. Izany endriky ny jodaisma izany no nipoiran' ny vahoaka jiosy atao hoe Rômaniôta ary izany koa no nampiditra ny hetsiky ny jodaisma miankina amin' ny sinagôga fa tsy amin' ny tempoly tamin' ny Andro Taloha.

Jereo koa hanova