Israelianina

Israeliana na Israelianina no fiantsoana ny olom-pirenen’i Israely amin’izao fotoana izao. Mety ho Jiosy ara-pirazanana na ara-pinoana izy, mety ho Arabo, mety ho Silamo na Kristiana, ary mety ho avy amina foko hafa koa. Mety honina ao Israely na any amin'ny firenena hafa ny Israeliana iray.

Jereo koa:Hanova