Ny isa voasaina dia izay isa mety aseho amin' ny alalan' ny fizaràna isa tsimivaky amina isa tsimivaky iray hafa tsy mira aotra. Azo soratana ho a/b, ka a sy b dia samy tsimivaky ary b dia tsy mira aotra. Ohatra: ½, ⅔, ¾, ⅜.

Ny toera' ny isa voasaina (Q) ao amin' ny karazan' isa samihafa.

Jereo koa

hanova