Ny herana dia karazana zozoro teratany any amin' ny faritra trôpikaly sy faritra amin' ny tapany atsimon' i Afrika. Atao hoe Cyperus latifolius ny anarany ara-tsiansa. "Karazan' ahitra vaventy sy mivela-dravina, miara-maniry amin' ny zozoro (Cyperus madagascariensis) eny anaty rano na eny an-keniheny, ary fanaovana tsihy sy harona na fanafoana trano (Cyperus latifolius)" ny herana[1].

Loharano sy fanamarihana

hanova
  1. Rajemisa-Raolison Régis, "Herana", in Rakibolana malagasy,  Ambozontany, 1985