Hazandrano
Ny hazandrano dia ny biby miaina anaty rano izay jonoin' ny olona, ka anisan' izany ny trondro. Matetika afangaron' ny olona ny hevitry ny teny hoe trondro sy hazandrano, nefa ny hoe hazandrano dia "anarana iraisan' ny biby fanjono"[1].
Jereo koaHanova
Loharano sy fanamarihanaHanova
- ↑ "Hazandrano" ao amin' ny Voambolana malagasy-malagasy (frantsay), 1986. Service de la Logistique Pédagogique / Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo.