Hasidisma tamin' ny Andro Antenatenany

Ny hasidisma tamin' ny Andro Antenatenany na hasidiman' ny Askenaza dia fihetsiketsehan' ireo tia vavaka jiosy alemàna atao amin' ny teny hebreo hoe חסידי אשכנז / Hasidei Ashkenaz. Nanoratra ny literatiorany izy taorian' ny fandripahana azy nanomboka tamin' ny kroazada voalohany.

Jereo koa hanova