Habadoana
Ny habadoana dia toetran'ny olona izay nanatrika fianarana, anefa tsy mahay mamaky, manoratra na mikajy. Samihafa amin'ireo olona tsy mahay abidy ny olona bado, satria bado tsy hary nanatrika fianarana ny olona tsy mahay abidy.
Eny amin'ny firenena mandroso, dia miteraka olana amin'ny fahafaha-mivoatra amin'ny tontolon'ny asa ny habadoana.