Fiteny malagasy iombonana
Ny fiteny malagasy iombonana na teny malagasy iombonana, izay hafohezina amin' ny hoe malagasy iombonana, dia endiky ny fiteny malagasy izay ampidirana voambolana sy fanononana avy amin' ny fitenim-paritra malagasy mba hiteraka firaisana eo amin' ny samy Malagasy. "Ny fifanatrehan' ny mpanao pôlitika sy ny mpahay teny manoloana fiteny merina nivoatra ho Malagasy ôfisialy no nampitsiry izany hevitra izany no tsy hain' ny mponina anindran-tany mantsy hono ny merina"[1].
Jereo koa
hanovaLoharano sy fanamarihana
hanova- ↑ Rahamefy A., "Malagasy commun (malgache commun) : mythe ou réalité", madarevues.recherches.gov.mg