Ny fiteny maharama na fiteny marama dia fiteny kasîka ao amin' ny fiteny aostrôaziatika any Meghalaya (any India). Mifandray akaiky amin' ny fiteny kasỳ izy io, ary heverina ho fitenim-paritr' ity fiteny ity indraindray, na dia toa tsy mitovy amin' ny an' ny fiteny kasỳ ampiatahaina amin' ny fiteny pnara aza.

Jereo koa

hanova