Ny fiteny keltika na fiteny seltika dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana, izay misampana roa, ka ahitana ireo fiteny keltika an-tanibe sy ireo fiteny keltika a-nosy (ireo fiteny gaelika sy ireo fiteny britônika).

  • Fiteny keltika an-tanibe: fiteny gaoloà, fiteny lepontika, fiteny keltibera, fiteny galatiana (na galata), fiteny norika,
Maitso antitra: be mpiteny seltika; maitso tanora: vitsy mpiteny seltika.
  • Fiteny gaelika: fiteny ekôsey, fiteny irlandey, fiteny gaelga),
  • Fiteny britônika: fiteny galoà na kimrika, fiteny kornika, fiteny bretôna, fiteny kambriana ary fiteny pikta.

Jereo koa hanova

Fiteny indô-eorôpeana

Hafa