Fiteny albaney

Ny fiteny albaney dia fiteny indô-eorôpeana avy amin' ireo fiteny balkanika taloha. Olona miisa 10 tapitrisa no miteny azy ka ny antsasak' izany dia monina ao Albania. Miseho amin' ny endrika roa ny fiteny abaney: dia ny fiteny albaney gegy ao avaratry ny Shkumbin sy ny fiteny albaney tôska ao atsimo.

Jereo koaHanova

Fiteny indô-eorôpeana