Fiteny dosona deiaha

Ny fiteny dosona deiaha dia fiteny aostrôneziana tenenina any Indônezia, ao Kalimantàna Atsimo, ao amin' ny nosin' i Bôrneô. Isan' ny sampam-piteny malaiô-polineziana ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana ny fiteny dosona deiaha. Manakaiky dia manakaiky ny fiteny malagasy ny fiteny dosona deiaha.