Fiteny berbera andrefana

Ny fiteny berbera andrefana dia sampan' ny vondrom-piteny berbera, misy fiteny roa atahorana ho lany tamingana, dia ny fiteny zenaga sy ny fiteny tetsereta. Ny fiteny zenaga dia ampiasain' ny foko Zenaga any Maoritania sy any Senegaly, fa ny fiteny tetsereta kosa tenenin' ny Kel Aghlal sy ny Ait Awari any Nizera. Mandrafirta vondrona miavaka amin' ny fitenim-paritra berbera hafa izy ireo, na dia eo aza ny elanelana mampisaraka azy ireo. misy mpiteny an' arivony vitsivitsy avy ireo fiteny roa ireo.

Jereo koa hanova