Fiteny arabo mesôpôtamiana

Ny fiteny arabo mesôpôtamiana, izay antsoina koa hoe fiteny arabo irakiana dia fitohizan' ny karazan' ny fiteny arabo izay ahafaha-mifankahazo fiteny ao amin' ny lemak' i Mesôpôtamia any Iràka, izay hita koa any Siria, any Iràna, any amin' ny ilany atsimo-atsinanan' i Torkia (Kurdistan), ary ampiasain' ny Irakiana am-pielezana.

Faritra itenenana arabo mesôpôtamiana