Fehezankevitra (filozofia)

Ny fehezankevitra, amin'ny filozofia, dia izay ambara ao amin'ny filazana ka azo tehirizina na dia adika amin'ny fiteny hafa aza sady azo omena sandam-pahamarinana, izany hoe azo atao hoe marina na diso.

Jereo koaHanova