Ny rijan-kevitra na rijankevitra dia vondrom-panazavana na vondron-kevitra mirindra momba ny lohahevitra mazava iray, izay mety hahitana lalàna sy petra-kevitra, notsoahana avy amin'ny fandinihana ny angon-java-mitranga, avy amin'ny fanandramana natao, na notsoahina avy amin'ny fototra matoan-kevitra omena mialoha.

Jereo koaHanova