Fehezankevitra (filôzôfia)

Ny fehezankevitra, amin' ny filôzôfia, dia izay ambara ao amin' ny filazana ka azo tehirizina na dia adika amin' ny fiteny hafa aza sady azo omena sandam-pahamarinana, izany hoe azo atao hoe marina na diso.

Jereo koa hanova