Faritra fitahirizan-javaboarin' i Mandena

Ny Faritra fitahirizan-javaboarin' i Mandena dia faritra fitahirizan-javaboary any atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, any amin' ny Faritra Anosy. Any amin' ny 10 km avaratr' i Tolagnaro sy 3 km miala ny morontsiraka atsimo-atsinanan' ny Nosy no misy io faritra io.

Faritra misy an' i Mandena

Ity faritra ity dia misy heniheny 82 ha, ary ala amoron-tsiraka 148 ha. Ny rotsak' orana 2 800 mm dia misy matetika amin' ny vanim-potoanan' ny orana amin' ny Nôvambra ka hatramin' ny Avrily, ity faritra ity dia manana mari-pana 9,5 °C hatramin' ny 35 °C.

Ao amin' io faritra io dia misy ny Microcebus ganzhorni, ny Cheirogaleus medius atsinanana (tsidibe), ny Cheirogaleus major (tsitsily), ny Avahi meridionalis, ny Hapalemur meridionalis (halo), ny Eulemur collaris ary ny Pteropus rufus (fanihy).

Jereo koa

hanova