Ny fanihy dia karazam-biby fianakavian' ny ramanavy, saingy lehibe kokoa. mpihinana voankazo. Mahatonga ny tany manodidina ny hazo maniry ialokalofany hamokatra ny tainy sady aeliny ny voan' ny hazo haniny.

Fanihy