Ny faravodilanitra dia ny biloka faribolana hita maso izay manasaraka ny vohon' ny Tany na ny planeta na zavatra hafa amin' ny lanitra rehefa jerena avy eo amin' ny Tany na ilay planeta na ilay zavatra hafa.

Faravodilanitra