Fanandroana miankina amin' ny zôdiaka mikisaka

(tonga teto avy amin'ny Fanandroan'eva)

Ny fanandroana miankina amin' ny zôdiaka mikisaka dia ilay fanandroana mahazatra ny Tandrefana, izay tsy manaraka ny fihodin' ny kintana intsony fa manaraka ny fizaràn-taona ka tsy mitovy amin' ny hafainganam-pihodinan' ny zôdiakan-kintana sady tsy mifanaraka amin' ny antokon-kintana mitovy anarana aminy.

Inty ny fafana maneho ny fahasamihafan' ny zôdiakan-kintana sy ny zôdiaka mikisaka:

Anarana Eva Zodiaka mihodina Antokon-kintana Zodiakan-kintana
Aries (Alahamady) 21 Marsa - 20 Avrily

(31 andro)

18 Avrily - 13 Mey

(25,5 andro)

15 Avrily - 15 Mey
Taurus (Adaoro) 21 Avrily - 20 Mey

(31 andro)

13 Mey - 21 Jona

(38,2 andro)

16 Mey - 15 Jona
Gemini (Adizaoza) 21 Mey - 21 Jona

(31 andro)

21 Jona - 20 Jolay

(29,3 andro)

16 Jona - 15 Jolay
Cancer (Asorotany) 22 Jona - 22 Jolay

(31 andro)

20 Jolay - 10 Aogositra

(21,1 andro)

16 Jolay - 15 Aogositra
Leo (Alahasaty) 23 Jolay - 22 Aogositra

(31 andro)

10 Aogositra - 16 Septambra

(36,9 andro)

16 Aogsitra - 15 Septambra
Virgo (Asombola) 23 Aogositra - 22 Septambra

(31 andro)

16 Septambra - 30 Oktobra

(44,5 andro)

16 Septambra - 15 Oktobra
Libra (Adimizana) 23 Septambra - 22 Oktobra

(30 andro)

30 Oktobra - 20 Novambra

(21,1 andro)

16 Oktobra - 15 Novambra
Scorpio (Alakarabo) 23 Oktobra - 22 Novambra

(31 andro)

20 Novambra - 29 Novambra

(8,4 andro)

16 Novambra - 15 Desambra
Ophiuchus 29 Novembra - 18 Desambra

(18,4 andro)

Sagittarius (Alakaosy) 23 Novembra - 21 Desambra

(29 andro)

18 Desambra - 20 Janoary

(33,6 andro)

16 Desambra - 14 Janoary
Capricornus (Adijady) 22 Desambra - 20 Janoary

(30 andro)

20 Janoary - 16 Febroary

(27,4 andro)

15 Janoary - 14 Febroary
Aquarius (Adalo) 21 Janoary - 19 Febroary

(30 andro)

16 Fenroary - 11 Marsa

(23,9 andro)

15 Febroary - 14 Marsa
Pisces (Alohotsy) 20 Febroary- 20 Marsa

(29 na 30 andro)

11 Marsa - 18 Avrily

(37,7 andro)

15 Marsa - 14 Avrily
TOTALY 365 na 366 andro 366 andro

Jereo koa hanova