Ehud Barak (hebreo: אהוד ברק) teraka ny 12 Febroary 1942 tao Kibbutz Mishmar HaSharon ho Ehud Brog) dia mpanao politika israeliana ary jeneraly taloha. Nanomboka tamin'ny 1999 ka hatramin'ny 2001 izy no praiminisitra tao amin'ny Fanjakan'i  Israely.

Ehud Barak official