Ehud Olmert
Ankapobeny
Anarana Ehud Olmert
Teraka 30 septambra 1945
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Israely
Asa :
Fiainana manokana

I Ehud Olmert (hebreo: אהוד אולמרט ); teraka ny 30 Septambra 1945 tao Binjamina, dia mpanao politika israeliana (Antoko Kadima). Izy no praiminisitra israeliana nanomboka ny Aprily 2006 ka hatramin'ny Martsa 2009. Ariel Sharon no teo alohany ary Benyamin Netanyahu no nandimby azy

Ehud Olmert

Izy no ben’ny tanànan’i Jerosalema (1993-2003) .

Jereo koa

hanova