Don Alden Adams

I Don Alden Adams no filohan'ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania, na ny Vavolombelon'i Jehovah, teo anelanelan'ny taona 2000 sy 2014. Teraka tamin'ny taona 1925 izy. I Robert Ciranko no nisolo azy nanomboka tamin'ny taona 2014.

DonAdams 200907.png

Jereo koaHanova