Distrikan' i Vohimarina
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Vohemar)
13°22′S 50°01′E / 13.367°S 50.017°E

Distrikan' i Vohimarina | ||
![]() | ||
Velarantany | 8 268,55 km2 | |
Isan'ny mponina | NC | |
Tanàn-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Fanjakana | NC | |
Faritany | Antsiranana | |
Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC |
Ny Distrikan' i Vohimarina na Vohémar dia distrika ao amin' ny Faritra Sava ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana.
Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Vohimarina:
Lalana
hanovaJereo koa
hanovaIreo distrika ao amin' ny Faritra Sava:
Rohy ivelany
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Vohemar |