Distrikan' i Sambava

(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Sambava)

Ny Distrikan' i Sambava dia distrika ao amin' ny Faritra Sava ao amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana. Ahitana kaominina miisa 25 ny ao amin' io distrika io. Manana velarana mirefy 4 780 km2 izy.

Diatrikan' i Sambava

Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Sambava:

  • Ambatoafo
  • Amboangibe
  • Ambodiampana
  • Ambodivoara
  • Ambohimalaza
  • Ambohimitsinjo
  • Analamaho
  • Andrahanjo
  • Andratamarina
  • Anjangoveratra
  • Anjialava
  • Anjinjaomby
  • Antindra
  • Antsahambaharo
  • Antsahavaribe
  • Bemanevika
  • Bevonotra
  • Farahalana
  • Maroambiny
  • Marogaona
  • Marojala
  • Morafeno
  • Nosiarina
  • Sambava
  • Tanambao Daoud

Jereo koa Hanova

Ireo distrika ao amin' ny Faritra Sava: