Distrikan' Ivohibe
22°29′00″S 46°53′00″E / 22.483330°S 46.883330°E
Distrikan'Ivohibe | ||
![]() | ||
Velarantany | 4 119 km2 | |
Isam-ponina | 55 380 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Fianarantsoa | |
Faritra | Ihorombe |

Ny Distrikan' Ivohibe dia distrika ao amin' ny Faritra Ihorombe ao amin' ny Faritanin' i Fianarantsoa ao afovoany atsimo antsinanan' i Madagasikara. Indreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' Ivohibe:
Jereo koa
hanovaIreo distrika telo ao amin' ny Faritra Ihorombe:
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ivohibe |