Dinika:Synodam-paritany Manakara (FLM)

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Thelezifor dans le sujet Voatery namoronana pejy hafa

Voatery namoronana pejy hafa hanova

Salama Tompoko. Namoronana pejy hafa ny "SP Manakara" mba hanamaivana sy hampisy fifandanjana ao amin'ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy". Hanamaivana satria raha samy hanoratra ny amin'ny SP-ny avy (izay miisa maherin'ny 20) dia ho lasa tsy mahafinaritra ny mamaky ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy".--Thelezifor (resaka) 24 Aogositra 2018 à 11:20 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Synodam-paritany Manakara (FLM) ».