Dinika:Kor'any

Dernier commentaire : il y a 6 ans par Thelezifor

Tokony hahitana "Votoatiny" Salama, Tompoko. Mahaliana ahy ny zavatra nosoratanao ka isaorana betsaka ianao izay nanoratra azy. Tokony hisy ny atao hoe "Vontoatiny" anefa ny eny ambony mba hahatsara endrika an'ilay pejy. Miforona ho azy izany raha manaraka hiérarchie ny lohatenim-pizarana. --Thelezifor (resaka) 20 Novambra 2017 à 05:15 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Kor'any ».