Dinika:Joseph de Jésus et Marie

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Thelezifor dans le sujet Fanovana ny lohatenim-pejy

Fanovana ny lohatenim-pejy hanova

Tsara angamba raha atao amin'ny anarany araka ny tenim-pirenen'ilay olona ny lohatenin'ny pejy raha tsy misy ny fanagasiana azy - izany hoe amin'ny teny espaniola. Izany koa no tokony hatao amin'ireo anarana hafa izay nosoratana amin'ny tenim-pirenena samihafa. Raha tsy nohagasina izy ireo dia tsaratsara kokoa angamba raha ny anarany amin'ny tenim-pireneny no raisina.--Thelezifor (resaka) 30 Aogositra 2018 à 04:46 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Joseph de Jésus et Marie ».