Dinika:Fiangonana Loterana Malagasy

Dernier commentaire : il y a 5 ans par Thelezifor dans le sujet Pejy hafa

Rohy ivelany hanova

en:Malagasy Lutheran Church NY FIKAMBANAN'NY PASTORA LOTERANA ATO AMIN'NY SPMa (FPL/SPMa)

Pejy hafa hanova

Tsara angamba raha amoronana pejy mahaleotena ny hoe: "Synodam-Paritany Manakara (SPMa)" sy ny Synodam-paritany hafa --Thelezifor (resaka) 27 Jolay 2018 à 07:05 (UTC)Répondre

Voatery namoronana pejy hafa hanova

Salama Tompoko. Namoronana pejy hafa ny "SP Manakara" mba hanamaivana sy hampisy fifandanjana ao amin'ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy". Hanamaivana satria raha samy hanoratra ny amin'ny SP-ny avy (izay miisa maherin'ny 20) dia ho lasa tsy mahafinaritra ny mamaky ny pejy "Fiangonana Loterana Malagasy". Ity eto ilay pejy: Synodam-paritany Manakara (FLM)

Revenir à la page « Fiangonana Loterana Malagasy ».