Dinika:Fandraisana/2005-2008

Dernier commentaire : il y a 15 ans par Jagwar dans le sujet Lien vers les autres projets >
  


Hitako tao amin'ny internet fa misy Rakibolana vaovao http://firaketana.org izay manan-karena tokoa ara-teny.

Inona ny hevitrareo amin'ny fomba mety hiaraha-miasa amin'izy io?

Ido language

Hi; please add Ido (io) to the front page. Thank you. mithridates

Persian

Hi. In your links it is written "Farsi". The right name is Persian.

You might want to change it. Thanks. --81.68.228.49 19:31, 7 Desambra 2005 (UTC)

Plateau?

Hi to everyone of the Wikipedia Community in this beautiful language!

Is this Wikipedia written in Plateau Malagasy or in all Malagasy languages together? And if it is in Plateau Malagasy, is the Merina dialect only used or do you use also other dialects? I am Belgian man of Nauruan, English and Yoruba Wikipedias but my main workplace is the Dutch Wikipedia, where I am active as "Cars en travel" and where I'm now working on Austronesian languages, more specific on Plateau Malagasy. Please do only answer me here. Friendly greets, 84.192.164.144 17:53, 26 Desambra 2005 (UTC)

Engineering (fanampiny)

Teny fanampiny mikasika ny Engineering Misy heviny 3 izy io: - Engineering: "taozava-baventy" rehefa ampiasaina ao anatin'ny "Civilian engineering" na "Military engineering" - Engineering: "fahaiza-manao sy fahalalàna" rehefa ampiasaina ao anatin'ny "Electrical engineering" na "Chemical engineering" na "Thermal engineering" ... - Engineering: "Birao mpamolavola sy mpanatanteraka araka ny haitao" rehefa ampiasaina mitokana na ao anatin'ny "Engineering department" izay teny fampiasa eo anivon'ny indostria na orinasa

Info about System Messages Translation

Voadika amin'ny teny malagasy ny ampahany maro amin'ny messages systèmes. Nampiasa rôbô aho nandika azy ary dia nisy hafatra maromaro misy olana kely ihany mbola mipetraka aminy, anisan'izany ny ahitanareo kialo sy kialo <acronym lang='en'></acronym>. Mbola hanitsy an'ireo diso vitsivitsy ireo aloha aho, fa raha misy olana na diso dika hitanareo dia resaho amiko: User talk:DotMG. Misy koa ny hafatra tsy voadika mihitsy satria sarotra loatra amiko koa manainga antsika hiara-mientana handika ny ambiny.

An important number of system messages have been translated to Malagasy. I used a bot to do that task and some errors have to be corrected later, like tags ... or <acronym> that seem to be not supported for security reason. If you find another error, please talk about it on my talk page: User talk:DotMG.

Un nombre important de messages prédéfinis ont été traduits en malgache. J'ai utilisé un robot pour cela et quelques erreurs seront à corriger plus tard, comme les tags ... ou <acronym> qui n'ont pas l'air d'être gérés pour des raisons de sécurité. Si vous trouvez d'autres erreurs, merci de me les signaler sur ma page de discussion : User talk:DotMG. (traduction ajoutée par AlNo (resaho) 08:43, 21 Aogositra 2006 (UTC))

Jereo Betawiki -- AlNo (resaho) 11:09, 14 Desambra 2007 (UTC)

Hello, sorry for my english. Could you maybe please make an interwikilink from en:Wikipedia to your article about wikipedia, or create that article? Thanks a lot. effe iets anders 11:27, 12 Jiona 2006 (UTC)

Done. -- AlNo (resaho) 09:12, 21 Aogositra 2006 (UTC)

Wikipedia the free encyclopedia

Excusez moi pour écrire en français, mais je sais pas le malagache. Pourquoi est le logo; "Wikipedia the free encyclopedia" toujours en anglais? sv:user:aaker

Bonjour, pour le moment, personne n'a proposé d'image avec le texte en malgache/Hi, as for now, nobody has proposed an image with the text written in malagasy language :)
-- AlNo (resaho) 09:14, 21 Aogositra 2006 (UTC)

Hi,

I suggest the following image for the logo.

Sary:Wikipedia button logo gasy.PNG

Tsara foana raha misy fandrindrana ny asa iraisana; raha misy afaka manolotra soritr'asa mialoha dia arahin'ny be sy ny maro miadana eny. Fitsipika mety azo apetraka momba ny fampiasana rakibolana ny fampiasana hatrany ireo teny efa betsaka mpampiasa na dia tsy mitovy @ teny hita ao ilay rakibolana aza izany. Fanampiny: Ho ahy manokana dia ilay fandikana maika ato @ Wiki sy ny fanoratana momba ny Fizika ato no ifantohako koa manantena hatrany fiaraha-miasa @ rehetra.

Aza adino ny mametraka sonia hahafantarana hoe oviana sy iza. --Hery 08:39, 14 Desambra 2007 (UTC)
Quel texte pour le logo (autres propositions bienvenues) ?
  • Ny afaka rakibolana
  • Ny afaka firaketana
-- AlNo (resaho) 14 Aogositra 2008 à 08:47 (UTC)Répondre
Manahoana,
Manomeha
"WIKIPEDIÀ, ilay ensiklopedia botsoaka" aho, 
misaotra...

Jagwar 18 Oktobra 2008 à 14:01 (UTC)Répondre

Lien vers les autres projets >

Etant donné que je ne peux modifier la page d'accueil, je fais donc une proposition de rajouter tous les autres projets Wikimedia existants en malgache : on peut déja rajouter Wikibooks et Wiktionary, si ma proposition est acceptée, faites apparaître le modèle {{Volavola afa}}(md) sur la page d'accueil en bas de page.

amicalement, Jagwar (hiresaka) 25 Janoary 2009 à 18:59 (UTC)Répondre

Revenir à la page « Fandraisana/2005-2008 ».