Diôsezin' Antsirabe

Ny Diôsezin' Antsirabe dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' Antananarivo.

Cathédrale Notre-Dame-de-la-Salette, Antsirabe

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' Antananarivo

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara