Diôsezin' i Miarinarivo

Ny Diôsezin' i Miarinarivo dia iray amin' ireo diôsezy roa amby roapolo ao amin' ny Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina eto Madagasikara, sady iray amin' ireo diôsezy efatra ao amin' ny Arsidiôsezin' Antananarivo.

Jereo koa hanova

Diôsezy ao amin' ny Arsidiôsezin' Antananarivo

Arsidiôsezy katôlika eto Madagasikara