Vital Albert-Camille

(tonga teto avy amin'ny Camille Vital)

I Albert-Camille Vital (teraka ny 18 Jolay 1952 tany Toliara) dia manamboninahitra ary mpanao pôlitika malagasy, injeniera sivily niofana tany amin' ny Firaisan' ny Repblika Sôsialista Sôvietika, ary praiminisitry ny Fitondrana Avon' ny Tetezamita tamin' ny 10 Desambra 2009 hatramin' ny 29 Oktobra 2011.

Albert-Camille Vital (2013)

Fifidianana filoham-pirenenaHanova

Nametraka ny antontan-taratasy filatsan-kofidiana izy ho an' ny fifidianana filoham-pirenena hitranga amin' ny 24 Jolay 2013.