Bokin' ny Fanjakana (Baiboly)

Bokin' ny Fanjakàna no anarana iantsoana ireo boky efatra ao amin' ny Baiboly dia ny Boky voalohan' i Samoela hatramin' ny Boky faharoan' ny Mpanjaka ao amin' ny dikan-teny grikan' ny Testamenta Taloha atao hoe Septanta na Septoaginta. Ao amin' ny Septanta ny Boky voalohan' i Samoela dia atao hoe "Boky voalohan' ny Fanjakana" (grika: Α' Βασιλειών), ny Boky faharoan' i Samoela dia "Boky faharoan' ny Fanjakana" (grika: Β' Βασιλειών), ny Boky voalohan' ny Mpanjaka dia ny "Boky fahatelon' ny Fanjakana" (grika: Γ' Βασιλειών) ary ny Boky faharoan' ny Mpanjaka dia "Boky fahefatry ny Fanjakana" (grika: Δ' Βασιλειών).

Septoaginta sy Volgata Baiboly hebreo Baiboly kristiana ankehitriny
Bokin'ny Fanjakana

(Libri Regnum)

Boky voalohan' ny Fanjakana

(Α' Βασιλειών)

Bokin' i Samoela

(Sefer Shamuel)

Boky voalohan' i Samoela
Boky faharoan' ny Fanjakana

(Β' Βασιλειών)

Boky faharoan' i Samoela
Boky fahatelon' ny Fanjakana

(Γ' Βασιλειών)

Bokin' ny Mpanjaka

(Sefer Melakhim)

Boky voalohan' ny Mpanjaka
Boky fahefatry ny Fanjakana

(Δ' Βασιλειών)

Boky faharoan' ny Mpanjaka

Jereo koa hanova