Bokin' i Tômasy

(tonga teto avy amin'ny Bokin' i Tômà)

Ny Bokin' i Tômasy na Bokin' i Tômasy ilay Atleta dia soratra izay anisan' ny tranomboky gnôstika hita tamin' ny taona 1945 tao Nag Hammadi, any Ejipta Ambony, miaraka amin' ny Filazantsara araka an' i Tômasy. Hita ao amin' ny kôdeksa iray ihany ireo lahatsoratra roa ireo ary mitovitovy ny fiandohany, manambara ny "resaka tsy ambaratelo" nambaran' i Jesoa tamin' ny apôstôly Tômasy. Ity iray ity dia aseho ho rahalahy kambana amin' i Kristy. Ny sora-tanana dia nosoratana tamin' ny fiteny kôpta tamin' ny taonjato faha-4.

I Tômasy tsy tena mino, sary nataon' i Bernardo Strozzi (taona 1620 any ho any).

Jereo koa hanova

Boky amin' ny anaran' i Tômasy: