Ny bofalô afrikana (Syncerus caffer) dia omby lehibe afrikanina atsimon'i Sahara. hita any Afrika Atsimo sy Afrika Atsinanana. Heverina ho iray amin'ireo biby mampidi-doza indrindra any amin'ny kaontinanta Afrikana izy io, ary araka ny tombantombana sasany dia manoto, manosihosy ary mamono olona maherin'ny 200 isan-taona.

Bofalô afrikana