Besosy (akemenida)

I Besosy dia solontenan'ny emperora tany amin'ny faritr'i Baktriana (na Baktria) sady mpitari-tafika tamin'ny nanjakan'i Dariosy III. Rehefa resin'i Aleksandra Lehibe i Dariosy III ka tamin'ny taona 330 tal. J.K. nandositra dia nivadika tamin'ny mpanjaka i Besosy ka namono azy ary nanandratra ny tenany ho emperora sady nitondra ny anarana hoe Artakserksesy V, nefa nisambotra azy i Aleksandra Lehibe sy nampamonoiny tamin'ny taona 329 tal. J.K.

Famaliana an'i Besosy

Jereo koa hanova