46°57′N 07°27′E / 46.950°N 7.450°E / 46.950; 7.450

Berna
Velarantany 51,62 km2
Isam-ponina 136,988 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Soisa
Faritany NC
Faritra NC
Berna

Ny tanànan'i Berna (alemà Bern, frantsay: Berne, italiana: Berna) dia kaominina ary renivohitry ny kantôn mitovy anarana. Renivohitr'i  Soisa koa izy io.

Niorina tamin'ny 1191, ny tanàna dia misy mponina 136.988.

Renirano

hanova

Jerea koa

hanova