Ny Arkôntika dia hetsika gnôstika tany Palestina sy Siria ary Armenia, izay nipoitra tamin' ny tapaky ny taonjato faha-4 taor. J.K. Avy amin' ny teny grika hoe ἄρχοντες / arkhontes, "fiandrianana", na "mpanapaka" ny anarfan' izy ireo, noho izy ireo nihevitra an' izao tontolo izao ho noforonina sy nofehezin' ny Arkônta ratsy fanahy.