Aristobolo II
I Aristobolo II dia mpanjakan'i Jodea (na Jodia) tao amin'ny fianakaviana hasmoneana, zanaka lahin'i Aleksandro Janeo sy Salome Aleksandra. Nanongana ny rahalahiny Joany Hirkano II izy ary lasa mpanjakan'i Jodea tamin'ny taona 70 tal. J.K. ka i Hirkano II nataony mpisoronabe.
Jereo koaHanova
- Bokin'ny Makabeo
- Ireo Hasmoneana nifandimby: Matatià - Jodasy Makabeo - Jonatàna Makabeo - Simona Makabeo - Joany Hirkano I - Aristobolo I - Aleksandro Janeo - Salome Aleksandra - Joany Hirkano II - Aristobolo II - Antigonosy II Matatià