Apôkrifa (literatiora sy zavakanto)

(tonga teto avy amin'ny Apôkrifa (literatiora))

Apôkrifa no ilazana ireo asa soratra na sary hosodoko, na sarivongana, na sary sokitra, sns izay tsy voaporofo ny fahamarin' ny fifandraisany amin' ny olona lazaina fa nanoratra na namorona azy. Avy amin' ny teny grika hoe ἀπόκρυφος / apókryphos izay midika hoe "afenina" na "miafina" io teny io. Ny litaratiora dia ahitana lahatsoratra apôkrifa maro; ka ny sasany dia asa soratra mitantara ny fiainan' ilay lazainy hoe "mpanoratra". Atao hoe pseodepigrafa kosa ny asa soratra raha tsy marina ny maha mpanoratra ilay lazaina fa nanoratra azy. Eo amin' ny sehatry ny zavakanto toy ny sary hosodoko, ny sary sokitra, sarivongana, sns dia misy ny sonia apôkrifa, ny daty apôkrifa, sns.

Jereo koa hanova