Ny antsasa-kitsy dia ampahan' ny hitsy izay voafetran' ny teboka iray ao amin' ny ilany iray, ka io teboka io no fiandohany. Ny antsasa-kitsy manana fiandohana eo amin' ny teboka A sady mandalo amin' ny teboka B dia soratana hoe [AB).

Antsasa-kitsy [AB)

Jereo koa hanova