Ny akorandriaka dia sosona ivelany mafy sy miaro izay mazàna foronin' ny zavamananaina miaina anaty ranomasina. Ny ankamaroan' ny akorandriaka dia avy amin' ny sifotra an-dranomasina mba hiarovany ny ao anatiny izay malemy. Ny akorandriaka poakaty dia matetika atosiky ny onja eny amin' ny tora-pasika eny amoron-dranomasina. Foana ny akorandriaka satria maty ilay biby tao anatiny ka simba na nohanin' ny biby hafa ny faritra malemy.

Akorandriaka

Jereo koa

hanova
 
Akorandriaka