Ny hasina dia ny tsiro ivahan'ny sira sy ny zavatra masira rehetra, ka avy amin'izany ny hoe "masina" izany hoe "masirasira". Io no nahatonga ny anarana hoe ranomasina. Ka ny olona na zavatra itoeran'ny hasina ihany no afaka manome hasina ireo tontolo manodidina azy.

Jereo koa hanova