Yoon Suk-yeol
Ankapobeny
Anarana Yoon Suk-yeol
Teraka 18 Dezambra 1960
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena  Korea Atsimo
Asa :
Fiainana manokana

Yoon Suk-yeolteraka ny 18 Desambra 1960 tao Seoul ( Korea Atsimo) dia mpisolovava sady mpitondra fanjakana Koreana Atsimo, Filohan'ny Repoblikan'i Korea nanomboka ny 10 Mey 2022.


Filohan'i Korea Atsimo

hanova

Izy no filohan'i   Korea Atsimo tamin'ny taona 2022-..... Nodimbiasany: Moon Jae-in


Rohy ivelany

hanova