Yegor Timurovich Gaidar
Yegor Gaidar | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Yegor Gaidar | ||
Teraka | 19 Marsa 1956 | ||
Maty | 16 Desambra 2006 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Rosia | ||
Asa : |
| ||
Fiainana manokana | |||
Yegor Timurovich Gaidar dia mpahay toekarena, mpanao politika, mpanoratra mizaka ny zom-pirenen'i Firaisan'ny Repoblika Sosialista Sovietika sy Rosia teraka ny 19 Martsa 1956 ary maty ny 16 Desambra 2009
Nanomboka tamin'ny Jona ka hatramin'ny Desambra 1992 izy no Praiminisitra Rosiana. Tamin'ny 1994 dia nandao ny governemantan'i Boris Yeltsin izy.
Tamin'ny Novambra 2006, fotoana fohy taorian'ny fikasana hamono polonium an'i Alexander Litvinenko tany London, dia nianjera mafy tao Dublin i Gaidar ary naneho ny ahiahiny fa voapoizina izy. Nitsikera ny fanjavonan'ny rafitra fanaraha-maso ao amin'ny fanjakana Rosiana i Gaidar teo aloha ary koa ny tsy fisian'ny gazety mahaleo tena. Nametraka fifandraisana misy eo amin'ny fikambanana fasista Rosiana sy ny governemanta ihany koa izy.
Tamin'ny 16 Desambra 2009, maty noho ny aretim-po i Yegor Gaidar.